ILAY FOTO-BOALOBOKA (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny làlana nodiaviko hatramin’izay ela izay (ela izay)
Nizotra tsy mba nisy tanjona, tsy nahalala velively
Ny teny sy ny hafatrao ry Jesoa, kanefa Ianao nifidy ahy
Ahefako be ambany elatrao rqprsd (ou) hamoa voa tsara mendrika Anao
Fantatro tokoa fa (fa izay) izay mitsiry Aminao
Sy amin’ny fitiavanao dia mamokatra (be) satria Ianao (no ilay fototra)
Satria Ianao ilay foto-boaloboka isampananay
Tazomy mafy ny finoako Anao handresy ny lalan’ny tany (sy ny filany)
Hitandremako ireo didinao sy ireo iswyqu fampianaranao
Izay natoronao ho arahina tvxct fa Ianao tononkira.serasera.org no efa nitia ahy
Mba havokarako bebe kokoa (eo) ambany fitantanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APAL EKAR BEMASOANDROVangy : 461
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : APAL
Daty : 01/08/2024 13:47