ILAY FOTO-BOALOBOKA (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny làlana nodiaviko hatramin’izay ela izay (ela izay)
Nizotra tsy mba nisy agsetkm tanjona, tsy nahalala velively
Ny teny sy ny hafatrao ry Jesoa, kanefa Ianao nebq nifidy ahy
Ahefako be ambany elatrao (ou) hamoa voa tsara mendrika Anao
Fantatro tokoa fa (fa izay) izay mitsiry Aminao
Sy amin’ny fitiavanao dia mamokatra uhdo (be) satria Ianao (no ilay fototra)
Satria Ianao ilay foto-boaloboka isampananay
Tazomy mafy ny finoako Anao handresy ny lalan’ny tany (sy ny filany)
Hitandremako ireo didinao sy ireo fampianaranao
Izay natoronao ho arahina fa Ianao tononkira.serasera.org no efa nitia ahy
Mba havokarako bebe kokoa (eo) ambany fitantanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APAL EKAR BEMASOANDROHits : 464
Likes : 0 Like
Created by : APAL
Date : 01/08/2024 13:47