ILAY FOTO-BOALOBOKA (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny làlana nodiaviko hatramin’izay ela izay (ela izay)
Nizotra tsy mba nisy tdmmlw tanjona, tsy nahalala velively
Ny teny sy ny hafatrao bbbso ry Jesoa, kanefa Ianao nifidy ahy
Ahefako be ambany elatrao (ou) hamoa voa tsara mendrika Anao
Fantatro tokoa fa (fa izay) izay mitsiry Aminao
Sy amin’ny fitiavanao dia mamokatra (be) satria Ianao kjis (no ilay fototra)
Satria Ianao ilay foto-boaloboka isampananay
Tazomy mafy ny finoako Anao handresy ny lalan’ny tany (sy ny filany)
Hitandremako ireo didinao sy ireo fampianaranao
Izay natoronao ho arahina fa Ianao no efa nitia ahy
Mba havokarako bebe kokoa tononkira.serasera.org (eo) ambany fitantanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APAL EKAR BEMASOANDROVisites : 381
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : APAL
Date : 01/08/2024 13:47