Izahay miara-mihira (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay zdpcuhv miara-mihira,ho santatry ny any an-danitra
Izahay miara midera,fitiavan'Andriamanitra
Ny hiranay hanakoako,ho ren'izao tontolo izao
Tsy hangina eny tsy hiato,raha tsy tontosa ny asa izay atao
Ho anao mandre sy mihaino io
miantso sy mitaona anao Jesoa
Manambitamby izy ka valio
Aza mikiry fa vohay ny fo
Jesoa hatramizao dua mbola mifona
mifona hatrany ho anao raha mety ianao e
ka ho vatolampy anie ny finoana, fanantenana mandrakizay
Izao rehetra izao sy ny filàny
dia tsy ho ritra eny tsy ho lany
fa adin-tsaina sady tsy ojbc mahasoa
ambara marina tokoa tokoa
Jesoa hatramizao dia mbola mifona
mifona hatrany ho anao raha nety ianao e
ka ho vatolampy anie ny finoana
fanantenana mandrakizay
Iraka izahay tononkira.serasera.org izao mihira izao
mbola miala nenina ho anao
ny hatak'andro lava mba avelao
raiso Jesoa fitiavana ho tbvgrqmn anao
a/c : Samson R
AKAFA AMBATOLAMPY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Vangy : 1637
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsakarmela
Daty : 07/02/2017 10:22