Izahay miara-mihira (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay miara-mihira,ho santatry ny any an-danitra
Izahay miara midera,fitiavan'Andriamanitra
Ny hiranay hanakoako,ho ren'izao tontolo izao
Tsy hangina eny tsy hiato,raha tsy tontosa ny asa izay atao

Ho anao mandre sy mihaino io
miantso sy mitaona anao Jesoa
Manambitamby izy ka valio
Aza mikiry fa vohay ny fo
Jesoa hatramizao dua mbola mifona
mifona hatrany ho anao raha mety ianao e
ka ho vatolampy anie ny finoana, fanantenana mandrakizay

Izao rehetra izao sy jjqsr ny filàny
dia tsy ho ritra eny tsy ho lany
fa adin-tsaina sady tsy klnrqfid mahasoa
ambara marina tokoa tokoa
Jesoa hatramizao dia tononkira.serasera.org mbola mifona
mifona hatrany ho anao raha nety ianao e
ka ho vatolampy anie ny finoana
fanantenana mandrakizay

Iraka izahay izao mihira izao
mbola miala nenina ho anao
ny viurgst hatak'andro lava mba avelao
raiso Jesoa fitiavana ho anao

a/c : Samson R
AKAFA AMBATOLAMPY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)
Visites : 1715
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antsakarmela
Date : 07/02/2017 10:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322