Manezaha (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manezaha antso avo
Ka asandrato ny feonao
Ataovy mafy hanakoako
Ho ren’izao tontolo izao
Fa tsy ny tanan’i Iaveh tononkira.serasera.org no fohy
Ka tsy mahavonjy
Fa tsy ny sofiny no lalodalovana
Ka tsy handre
Fa isika no nampisy efitra
Nampisaraka antsika taminy
awdnhbv Ny otantsika no hanafenany ny tavany
zjyan Tsy hianoany antsika
Fa mangataha jvbiximi dia omeny
Dondomy, dondomy fa ho vohainy
Mitadiava dia hahita
Mangataha, dondomy, fa ho vohainy
Dondomy, mangataha fa homeny
Ka asandrato ny feonao
Ataovy mafy hanakoako
Ho ren’izao tontolo izao
Fa tsy ny tanan’i Iaveh tononkira.serasera.org no fohy
Ka tsy mahavonjy
Fa tsy ny sofiny no lalodalovana
Ka tsy handre
Fa isika no nampisy efitra
Nampisaraka antsika taminy
awdnhbv Ny otantsika no hanafenany ny tavany
zjyan Tsy hianoany antsika
Fa mangataha jvbiximi dia omeny
Dondomy, dondomy fa ho vohainy
Mitadiava dia hahita
Mangataha, dondomy, fa ho vohainy
Dondomy, mangataha fa homeny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaVangy : 707
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Daty : 28/12/2021 23:22
