Hira Faneva (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay misy feo miantso any ambony
Injay misy feo miantso mafy ogydz any ambony , feo miritsoka manainga sy mitaona
Manakohako e, hatraiza hatraiza hoe mifohaza ry sakaiza
Mifohaza, mifohaza , mifohaza ry sakaiza ( Indroa )
Kristy ô , indreto izahay mandre ny antsonao , manolo-tena manontolo
Vonona ho maritioranao
Ho miaramilanao hiaro ,ny mandan’ny fiangonana
Hanambara sy hanefa izay rehetra sitrakao , izay rehetra sitrakao
Mba tsofy rano , tsofy rano , ho tafika mahery fo
Mba tsofy rano , tsofy rano ,  ny Antsan’ny Fo Masin’i Jesoa
Ka ny hazofijaliana no faneva harangaranganay
Ka ny rà nalatsakao ,izay no vahatry ny aina
Ka hihoby hihira hiventy soa ny antsan’ny fo masin’i Jesoa ( Indroa )

Ho raisinay ny teny mamin’ny ynqucak baiboly
Ho raisinay ny teny mamin’ny baiboly miaraka amin’ny fanahy masina
Ho fiadiana aranga ho entinay mandresy ny voàry manontolo
Izay tononkira.serasera.org santatry ny lanitra
Mirosoa , mirosoa vkjdhbws , fa i Kristy no filoha
Mirosoa , mirosoa , i Kristy no mitari-dalana
Ka na rivotra hifofo, tsy mba isika no hihemotra
Ka na orana hifafy , tsy mba isika no hiato
Fa vao mainka hijoro hahery fo ny Antsan’ny Fo Masin’i Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa
Vangy : 1092
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Daty : 20/12/2021 21:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8589