Hira Faneva (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay misy feo miantso any ambony
Injay misy fidgkb feo miantso mafy any ambony , feo miritsoka manainga sy mitaona
Manakohako e, hatraiza hatraiza hoe mifohaza ry sakaiza
Mifohaza, mifohaza , mifohaza ry sakaiza ( Indroa )
Kristy ô , indreto izahay mandre ny antsonao , manolo-tena manontolo
Vonona ho maritioranao
Ho miaramilanao hiaro ,ny mandan’ny fiangonana
Hanambara sy hanefa izay rehetra sitrakao , izay rehetra sitrakao
Mba tsofy rano , tsofy rano , ho tafika mahery fo
Mba tsofy rano , tsofy rano , tononkira.serasera.org  ny Antsan’ny Fo Masin’i Jesoa
Ka ny hazofijaliana no faneva harangaranganay
Ka ny rà nalatsakao ,izay no vahatry ny aina
Ka hihoby hihira hiventy soa ny antsan’ny fo masin’i Jesoa ( Indroa )

Ho raisinay ny teny mamin’ny baiboly
Ho raisinay ny teny mamin’ny baiboly miaraka amin’ny fanahy masina
Ho fiadiana aranga ho entinay pmvbt mandresy ny voàry manontolo
Izay santatry ny lanitra
Mirosoa , mirosoa , fa i Kristy no filoha
Mirosoa beaq , mirosoa , i Kristy no mitari-dalana
Ka na rivotra hifofo, tsy mba isika no hihemotra
Ka na orana hifafy , tsy mba isika no hiato
Fa vao mainka hijoro hahery fo ny Antsan’ny Fo Masin’i Jesoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0552