Ampaherezo (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rakotr’aizim-pahotana ny ety
Feno fandrika avokoa izay iyrh aleha
Jesoa ô! Raha sitrakao ampio aho xmwccmfv fa
Tena tsy hitako intsony izay atao
Mbola lavitra nefa ny làlan-kizorako
Tsy maintsy mandeha satria ny adidy marobe uliao ka
Meteza re, Jesoa hialoha ny làlako
Ampaherezo aho fa mila hamoy fo
Ampaherezo mba ……………………….tsy tononkira.serasera.org hamoy fo
A/C: ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa
Feno fandrika avokoa izay iyrh aleha
Jesoa ô! Raha sitrakao ampio aho xmwccmfv fa
Tena tsy hitako intsony izay atao
Mbola lavitra nefa ny làlan-kizorako
Tsy maintsy mandeha satria ny adidy marobe uliao ka
Meteza re, Jesoa hialoha ny làlako
Ampaherezo aho fa mila hamoy fo
Ampaherezo mba ……………………….tsy tononkira.serasera.org hamoy fo
A/C: ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)Visites : 1877
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : s.aina
Date : 29/11/2016 13:33
