Ampaherezo (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rakotr’aizim-pahotana ny ety
Feno fandrika avokoa izay aleha
Jesoa ô! wxaepjo Raha sitrakao ampio aho fa
Tena tsy hitako intsony izay atao

Mbola lavitra nefa nppcwuy ny làlan-kizorako
Tsy maintsy mandeha satria ny adidy marobe yjbshf ka
Meteza re, Jesoa hialoha ny làlako
Ampaherezo aho fa mila hamoy fo
Ampaherezo mba tononkira.serasera.org ……………………….tsy hamoy fo

A/C: ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)
Hits : 1878
Likes : 1 Like
Created by : s.aina
Date : 29/11/2016 13:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394