Ampidiro aloha ny tenimiafina
FA MANJOHY (Antsan'i Trinité Masina )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa manjohy antsika foana anie ny ratsy
Tsy mitsahatra mitady izay handavo
Ka mamindra tsy amin-toky anie ry Reny
Ity jlsnfc zaza mbola osa tsy ampy hery
O rjhro Maria ! hamafiso ny finoako
Na malama rakotra haizina ny aleha
Zanakao anie ity miantso anao
Te ho tody soa aman-tsara an-tranonao
Rakotra haizina e anefa hoy tononkira.serasera.org aho ny tany
Saikatsaikatra ny opxvx maso vavalalina
Dia miantefa ato am-poko ny hakiviana
Ka miantso anao hitantana ny dia
Tsy mitsahatra mitady izay handavo
Ka mamindra tsy amin-toky anie ry Reny
Ity jlsnfc zaza mbola osa tsy ampy hery
O rjhro Maria ! hamafiso ny finoako
Na malama rakotra haizina ny aleha
Zanakao anie ity miantso anao
Te ho tody soa aman-tsara an-tranonao
Rakotra haizina e anefa hoy tononkira.serasera.org aho ny tany
Saikatsaikatra ny opxvx maso vavalalina
Dia miantefa ato am-poko ny hakiviana
Ka miantso anao hitantana ny dia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i Trinité MasinaHits : 1962
Likes : 0 Like
Created by : miritsoka
Date : 23/02/2018 16:21
