MIDERA (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an’i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Mihirà, mihirà ho azy
Ary mankalazà azy
Mitadiava an’i Jehovah
Katsaho ny tavany
Tsarovy ny asa mahagaga nataony
Sy ny voninahiny
Refrain : Sambatra isika fa olon’afaka
Ny famonjena efa lghau vita
srbl Ka mifalia sy mihobia
Haleloia, miderà an’i Jehovah
Mandrakizay ny famindrapony
Mankalazà, iza no mahalaza
Ny asa tononkira.serasera.org lehibe nataony?
Jehovah ô! lehibe indrindra
Ny anaranao mendrika ho deraina
Mihobia, manompoa zlocpim an’i Jehovah
Amin’ny fonao
Miantsoa ny anarany
Mihirà, mihirà ho azy
Ary mankalazà azy
Mitadiava an’i Jehovah
Katsaho ny tavany
Tsarovy ny asa mahagaga nataony
Sy ny voninahiny
Refrain : Sambatra isika fa olon’afaka
Ny famonjena efa lghau vita
srbl Ka mifalia sy mihobia
Haleloia, miderà an’i Jehovah
Mandrakizay ny famindrapony
Mankalazà, iza no mahalaza
Ny asa tononkira.serasera.org lehibe nataony?
Jehovah ô! lehibe indrindra
Ny anaranao mendrika ho deraina
Mihobia, manompoa zlocpim an’i Jehovah
Amin’ny fonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 3767
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Voninkazokely
Daty : 22/05/2004 11:08
