JESOSY O ! (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Jesosy ô! vonjeo aho
hvvtn Fa diso ny nataoko taminao
Naditra aho, narary koa
Nefa mamiko loatra ny ho eo anilanao.
Indro fa tonga fiadanana
Ilay fahoriana nangidy tamiko
Izany midika fa tia ahy Jesoa
Fa ny fahasoavanao no atay izao ahy
Refrain:
Inty aho Jesosy ô!
Vonona ho anao
Maniry ny hiara-dàlana aminao
Vonona hamafy ny teny Masinao
Jeso, mamiko loatra ny ho eo wrzbiby anilanao
2-Jesosy ô! tantano aho
Hanaraka ny didy masinao
Fenoinao fitiavanao, Jeso
Mamiko loatra tononkira.serasera.org ny eo anilanao
Vohay ny foko xzskx hidiranao
Fenoy feno Fanahy Masinao
Mba tsy ho voarombaky ny hafa aho
Fa ny fahasoavanao no aoka hanjaka ao
hvvtn Fa diso ny nataoko taminao
Naditra aho, narary koa
Nefa mamiko loatra ny ho eo anilanao.
Indro fa tonga fiadanana
Ilay fahoriana nangidy tamiko
Izany midika fa tia ahy Jesoa
Fa ny fahasoavanao no atay izao ahy
Refrain:
Inty aho Jesosy ô!
Vonona ho anao
Maniry ny hiara-dàlana aminao
Vonona hamafy ny teny Masinao
Jeso, mamiko loatra ny ho eo wrzbiby anilanao
2-Jesosy ô! tantano aho
Hanaraka ny didy masinao
Fenoinao fitiavanao, Jeso
Mamiko loatra tononkira.serasera.org ny eo anilanao
Vohay ny foko xzskx hidiranao
Fenoy feno Fanahy Masinao
Mba tsy ho voarombaky ny hafa aho
Fa ny fahasoavanao no aoka hanjaka ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 4256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Voninkazokely
Daty : 23/05/2004 14:09
