ATOLOTRO HO ANAO (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro ho Anao ry Jeso tia
Ny tononkira.serasera.org fiainako sy izay rehetra eo aminy
Ny foko sy qdtsxew ny saiko ary ny fanahiko
Raiso ho Anao ka anjakao
Ny voady ataoko Aminao ry Jeso tia
Tsy hivadika Aminao aho sanatria
Ka vonona wazry aho Jeso ny hanara-dia Anao
Hatrany am-parany any
Tiako koa ny tsy hisaraka Aminao
Hanaiky ny ho fanirakirakao hatrany
Hatrany am-parany any
Ekeko Ray izay omenao ahy
Fantatro f’ianao tsy hanary ahy
Ka n’inon’inona hitranga amin’ny fiainako
Dia llidzfr zakaiko ihany
Tiako Ianao satria Ianao efa tia ahy taloha
Tsy hanome fitsapana izay tsy ho zakako
Fa tsy maintsy mpandresy aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'i KristyVisites : 5842
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : niniekely
Date : 14/11/2018 10:10