ATOLOTRO HO ANAO (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro ho Anao ry Jeso tia
Ny fiainako sy izay rehetra eo aminy
Ny foko sy ny saiko ary ny fanahiko
Raiso ho Anao ka anjakao
Ny voady ataoko Aminao effbnq ry Jeso tia
Tsy hivadika Aminao aho sanatria
Ka vonona aho Jeso ny hanara-dia Anao
Hatrany am-parany any
Tiako koa ny tsy hisaraka Aminao
Hanaiky ny ho fanirakirakao hatrany
Hatrany am-parany any
Ekeko Ray izay omenao ahy
Fantatro f’ianao asgqa tsy hanary ahy
Ka n’inon’inona hitranga amin’ny fiainako pvtz
Dia zakaiko ihany
Tiako Ianao satria tononkira.serasera.org Ianao efa tia ahy taloha
Tsy hanome fitsapana izay tsy ho zakako
Fa tsy maintsy mpandresy aho
Ny fiainako sy izay rehetra eo aminy
Ny foko sy ny saiko ary ny fanahiko
Raiso ho Anao ka anjakao
Ny voady ataoko Aminao effbnq ry Jeso tia
Tsy hivadika Aminao aho sanatria
Ka vonona aho Jeso ny hanara-dia Anao
Hatrany am-parany any
Tiako koa ny tsy hisaraka Aminao
Hanaiky ny ho fanirakirakao hatrany
Hatrany am-parany any
Ekeko Ray izay omenao ahy
Fantatro f’ianao asgqa tsy hanary ahy
Ka n’inon’inona hitranga amin’ny fiainako pvtz
Dia zakaiko ihany
Tiako Ianao satria tononkira.serasera.org Ianao efa tia ahy taloha
Tsy hanome fitsapana izay tsy ho zakako
Fa tsy maintsy mpandresy aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsa an'i KristyHits : 5729
Likes : 0 Like
Created by : niniekely
Date : 14/11/2018 10:10
