Asandratro (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratro ny Anaranao
Asandratro avo amin’izao tontolo izao
Ka raha mbola velon’aina koa aho,
Ny anaranao tsy miala am-bavako
Tsy mila tompo hafa aho
Afa tsy dnriar ianao ry Jesoa soa
Ilay fanandratana fmycamt wugrry sy famonjena ahy koa
Asandratro avo ny anaranao
Na rera-tsaina aho midera anao
Na faly ravo koa mitsaoka anao
Tsy misy marombaka ahy an-tananao
Ianao jeso manandratra ahy
Deraiko foana Ianao
Ambarako eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina ahy toy izao
Asandratro avo ny anaranao
Tantano aho sao tsy mahatana anao
Ambino f’hifikitra aminao
Satria ianao Jeso mifidy ahy toy izao
Ianao Jeso mpanandratra ahy
Derainay foana ianao
Ambara eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina anay tononkira.serasera.org toy izao
Asandratra avo ny anaranao
Asandratro avo amin’izao tontolo izao
Ka raha mbola velon’aina koa aho,
Ny anaranao tsy miala am-bavako
Tsy mila tompo hafa aho
Afa tsy dnriar ianao ry Jesoa soa
Ilay fanandratana fmycamt wugrry sy famonjena ahy koa
Asandratro avo ny anaranao
Na rera-tsaina aho midera anao
Na faly ravo koa mitsaoka anao
Tsy misy marombaka ahy an-tananao
Ianao jeso manandratra ahy
Deraiko foana Ianao
Ambarako eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina ahy toy izao
Asandratro avo ny anaranao
Tantano aho sao tsy mahatana anao
Ambino f’hifikitra aminao
Satria ianao Jeso mifidy ahy toy izao
Ianao Jeso mpanandratra ahy
Derainay foana ianao
Ambara eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina anay tononkira.serasera.org toy izao
Asandratra avo ny anaranao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'i KristyVisites : 14233
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rakotomahenina76
Date : 30/12/2013 09:08
