Asandratro (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratro ny Anaranao
Asandratro avo amin’izao tontolo izao
Ka raha mbola velon’aina koa aho,
Ny anaranao tsy miala am-bavako
Tsy mila tompo hafa aho
Afa tsy ianao ry shyulp Jesoa soa
Ilay fanandratana sy famonjena ahy koa
Asandratro avo ny anaranao
Na rera-tsaina aho midera anao
Na faly ravo koa mitsaoka anao
Tsy misy marombaka ahy an-tananao
Ianao jeso manandratra ahy
Deraiko foana Ianao
Ambarako eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina ahy toy izao
Asandratro zhpq avo ny anaranao
Tantano aho sao tsy mahatana anao
Ambino f’hifikitra aminao
Satria ianao Jeso mifidy ahy toy bsaqxejk izao
Ianao Jeso tononkira.serasera.org mpanandratra ahy
Derainay foana ianao
Ambara eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina anay toy izao
Asandratra avo ny anaranao
Asandratro avo amin’izao tontolo izao
Ka raha mbola velon’aina koa aho,
Ny anaranao tsy miala am-bavako
Tsy mila tompo hafa aho
Afa tsy ianao ry shyulp Jesoa soa
Ilay fanandratana sy famonjena ahy koa
Asandratro avo ny anaranao
Na rera-tsaina aho midera anao
Na faly ravo koa mitsaoka anao
Tsy misy marombaka ahy an-tananao
Ianao jeso manandratra ahy
Deraiko foana Ianao
Ambarako eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina ahy toy izao
Asandratro zhpq avo ny anaranao
Tantano aho sao tsy mahatana anao
Ambino f’hifikitra aminao
Satria ianao Jeso mifidy ahy toy bsaqxejk izao
Ianao Jeso tononkira.serasera.org mpanandratra ahy
Derainay foana ianao
Ambara eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina anay toy izao
Asandratra avo ny anaranao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsa an'i KristyHits : 14041
Likes : 1 Like
Created by : rakotomahenina76
Date : 30/12/2013 09:08
