Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsarovy anie (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I) Tsarovy anie tsarovy anie fa ity tany ity
Dia tononkira.serasera.org fandalovana ihany fa vahiny isika no ety
Any andro any andro any andro qmglrpgo iray
Tsy maintsy hiverina daholo amin'Andriamanitra Ray
D.C
Fiv: (Beso) (Koa ta-) Koa tandremo koa tandremo ry velona ô
(Ny fiainana) Ny fiainana eto anie malama ka mitandrema re
(Manaova soa) Manaova soa (Manaova soa) manaova soa raha mbola velona
blvixtuw Ka aza mba ketraka fa milofosa izao
II) Na soa na ratsy vitanao tsarovy tadidio
Tsy maintsy handalo fitsarana ampitso na anio
'Zay vao menatra ianao raha toa ka tsy hanakambara
F'izay rehetra vitanao voasoratra hgdn mba ho tantara

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy OmegaHits : 2012
Likes : 0 Like
Created by : Hasixan
Date : 10/05/2015 15:01