OMEO HERY (Hira faneva faha-10 taona Anjomaran'ny Fitiavana) (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera Anao izahay, ry Tompo Andriamanitray
Tehirizo izahay hitoetra ao Aminao
Hahay hanara-dia Anao, sy hankatò ny sitrakao
Ka ho vavolombelonao, n'inona hatao
Fiv:
Hitory ny Anaranao amin'ny rahalahiko aho
Ny fiderana Anao no hataoko mandrakariva, Tompo oo
Rakofy ny fanahinao, ho lavorary izay fbemngjy hatao
Ho mendrika tokoa hfjpq ny Voninahitrao
Misaotra Anao izahay, fa tsy nafoinao ry Ray
Ampoky ny fitahianao sy ny Fitiavanao
Fa notendrenao ho giwhk irakao, mba ho Mpandresy toa Anao
Hitory koa ny teninao, n'aiza misy anay
Fiv ...
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora tononkira.serasera.org Hajavolamena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anjomaran'ny FitiavanaVangy : 852
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorahajavolamena28
Daty : 02/07/2023 08:20