NOFIDINAO (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa , endre ny fitiavanao anay
Jesoa, tonga tononkira.serasera.org tokoa Ilay Mpamonjy anay
Dera, sy laza, haja saotra ho Anao
R'Ilay Mpizara Teny soa
Mpanavotr'ihany koa
Mitoera anatin'ny fonay
Ry Tompo, faly sy ravo izahay
'Zay noharianao indray
Netehirizinao fa tsy nafoinao
Tonga mpandresy toa Anao
Nofidinao hatao mpiray lova Aminao
Ho rakotry ny fiadananao
Famaranana:
Ka dia nofidinao lnqpypt ny ho mpianatrao koa
Mba ho togcdlzo iray ao Aminao Jesoa
Tonony gtgfr sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena
Jesoa, tonga tononkira.serasera.org tokoa Ilay Mpamonjy anay
Dera, sy laza, haja saotra ho Anao
R'Ilay Mpizara Teny soa
Mpanavotr'ihany koa
Mitoera anatin'ny fonay
Ry Tompo, faly sy ravo izahay
'Zay noharianao indray
Netehirizinao fa tsy nafoinao
Tonga mpandresy toa Anao
Nofidinao hatao mpiray lova Aminao
Ho rakotry ny fiadananao
Famaranana:
Ka dia nofidinao lnqpypt ny ho mpianatrao koa
Mba ho togcdlzo iray ao Aminao Jesoa
Tonony gtgfr sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anjomaran'ny FitiavanaVisites : 597
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miorahajavolamena28
Date : 08/07/2023 17:07
