DERAINAY MANDRAKIZAY (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fitiavanao r'Ilay Tsitoha, no toky ho anay
Ny xfme fanahy masinao Jeso, nikolo skdjm hatrizay
Maro ny sedra sy ny fitsapana
Fa teo foana Ianao nitantana anay
Na dia teo 'lay fahoriana toa vao nanefy anay
Nampitraka Ianao Jeso nanasitrana
Fanoitra mampijoro finoana
He! Navotanao, inty aho iraho
Fiv:
Ny Anaranao no ho derainay mandrakizay
Havaozinay ny fanolorantenanay ho Anao ry Ray
Midera Anao 'zahay, ary mankalaza
Voninahitra ho Anao Tomponay
Trio lehilahy :
Fa saiky rendrik'izahay no navotanao
Ny tànanao natsotranao mba ho avotray
Vimbino izahay tsy ho lavo koa
Hahery ao Aminao inty aho Jeso
Fiv...
Trio tononkira.serasera.org lehilahy (famaranana)
Fihino izahay ho Anao ry Ray
Hira faneva faha-31 taona namoronana hira
Tonony sy sopdgbw feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora Hajavolamena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anjomaran'ny FitiavanaVisites : 688
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miorahajavolamena28
Date : 03/07/2023 17:35