DERA HO ANAO (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afaka izao ny otanay ry Tompo
Saotra dera laza no atolotray Anao
Lehibe ny fahasoavana avy Aminao
Mamiratra tokoa ny Voninahitrao

Fiv:
Dera ho Anaory tononkira.serasera.org Jesoa Ô
(Jesoa Kristy)
(Mpamonjy)
Satria Ianao no yhie Mpamonjiko ooo
Dera ho Anaory Jesoa Ô
(Jesoa eytfj Kristy)
(Mpamonjy)
Satria Ianao no Mpamonjy

Azonay tokoa ny famonjena Tompo ô
Saotra dera laza no atplotray Anao
Indro asandratray ambony izao ny tànanay
Tsy hiala Aminao 'zahay mandrakizay

Tonony mhwab sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0733