ANKALAZAINA (Hira faneva faha-15 taona Anjomaran'ny Fitiavana) (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao izahay, ry Ray,
Noho ozao andro anio izao
Dera no asandratray sy atolotray Anao
Indro fahasoavan-dehibe, nomenao anay anie
Fitahiana sesehena, ilay androm-pamonjena
Fiv: sfka
Ry Tompo, androm-pamonjena, ankalaizana Anao
Fanoloran-tena no havaozinay izao
Hitory ny Anaranao Tsitoha amin'ny rahalahiko
Andriamanitra hyvtltcb no hankalazainay mandrakariva
Oh ! xktbqn Andeha Mandrosoa
(Ambarao) ilay teny mahasoa
Mitoria ka sahia tononkira.serasera.org aminao ny hery
Tano mafy ny finoanao ry miaramilan'i Kristy
Hanambara fifaliana
Foana hatreo ny hakiviana
Fiv ...
Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora Hajavolamena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anjomaran'ny FitiavanaVisites : 913
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miorahajavolamena28
Date : 03/07/2023 16:52