Tsy ho resy tsy miady (Anicet)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsy hilavo lefona 'zaho na ho resy tsy miady
Zaho manana anao mpanolo-tsaina mahay
Ka izay ho lazainao rahampitso dia ho ekeko sahady
Zaho manaiky anao mandrakizay

ref:Fa raha izaho manana anao aho,azo itokiana tsotr'izao
   Tompo ô!tsy mba ho kivy aho na ho resy tsy miady fa manana anao.

Tompo ô raha ny havoaky ny anio zava-miafina tsy haiko
Soa fa manana anao mpanolo-tsaina mahay
Ka raha misy ny zava-mahory mety handreraka ny aiko.
Zaho matoky anao mpiady mahay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Anicet
Vangy : 8464
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivomanana6263
Daty : 05/04/2016 14:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1026