Raha toa ka tsy teo ianao Fanahy (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka tsy teo ianao Fanahy, asa izay nanjoa anay (x2)
1- Iza no afaka hanala alahelo, hizara hafaliana
Hanasitrana aretina, mamelombelona izay idonam-pahoriana
2- Iza no afaka hanolon-tsaina, raha tojo ny tononkira.serasera.org tsy hay
Hanoro ny lalàna ho enti-miaina ho any amin’ny mandrakizay
3- Iza no afaka hanamasina, anay mba ho mendrika anao
Hizara ihuazm ny soa, izay katsahina eto amin’izao fiainana izao
4-Iza no afaka hanome hery, hanoherana ny mafy
Hanampy ny olona mba tsy bmry ho vsumrk very hanalavitra ny (an’ilay) ratsy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyVisites : 502
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RadoBass
Date : 24/10/2025 10:38