Soa fa teo (AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy teo ianao Jeso,
Mba nisy ho ahy ve?
Izao tontolo izao,
sy ny masoandrom-piainako.
Raha tsy teo ianao Jeso,
Tsy nisy azoko natao,
Foana tononkira.serasera.org avokoa, izay rehetra kinasako.
Ref.: Soa fa teo, ianao Jeso
Ilay namonjy sy nanavotra ahy
Izao rehetra hita izao,
prwef Tsy misy hasoloko bsxzw anao
(Ref .: 2 fois)
Soa fa teo ianao Jeso,
Ilay Tompo Nampisy,
Izao tontolo izao,
Ho mpisolo heloka,
Soa fa teo ianao Jeso,
Nanolotra ny ainao ho ahy
Ho avotra hanadio,
Anay Mpanomponao.
fnxkhqca Tonony sy ny feony : Neneh!
Mba nisy ho ahy ve?
Izao tontolo izao,
sy ny masoandrom-piainako.
Raha tsy teo ianao Jeso,
Tsy nisy azoko natao,
Foana tononkira.serasera.org avokoa, izay rehetra kinasako.
Ref.: Soa fa teo, ianao Jeso
Ilay namonjy sy nanavotra ahy
Izao rehetra hita izao,
prwef Tsy misy hasoloko bsxzw anao
(Ref .: 2 fois)
Soa fa teo ianao Jeso,
Ilay Tompo Nampisy,
Izao tontolo izao,
Ho mpisolo heloka,
Soa fa teo ianao Jeso,
Nanolotra ny ainao ho ahy
Ho avotra hanadio,
Anay Mpanomponao.
fnxkhqca Tonony sy ny feony : Neneh!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)Hits : 3588
Likes : 0 Like
Created by : Ando
Date : 29/12/2003 01:52
