Soa fa teo Ianao (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Soa fa teo Ianao
(Choeur)
Raha mandinika ny lasako aho, ka tononkira.serasera.org mibanjin'ilay ho avy
Dia tsaroako ny fitiavanao, Ry Andriamanitra be indra fo
(Satria Ianao no hany tokana)Ianao no hany tokana ho Ahy, nanambitamby nampahery
Soa fa teo Ianao Jesosy ô, nitantana Ahy hatrizay
(Sôlô)
Raha tsy teo angamba Ianao Jesosy
Asa izay nanjo ity Fiainako
Fa tia tokoa Ianao tsy mba nandao
Ny Fahasoavanao no naha toy izao ahy
(Choeur)
Ouhhh Ouhhh Ouhhh tdinxh Ouhhh Ouhhh Ouhhh
Mahery aho manana Anao, matoky tsy manahy, satria tantanaNao
Misaotra Anao aho ry acwgv Tompo hwiyasq ô!Fa Ianao no naha toy izao ahy
A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Visites : 654
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Isco
Date : 19/08/2024 14:19