Soa fa teo Ianao (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Soa sejew hetaqq fa teo Ianao
(Choeur)
Raha mandinika ny lasako aho, ka mibanjin'ilay ho avy
Dia tsaroako ny fitiavanao, Ry Andriamanitra be indra fo
(Satria Ianao no hany tokana)Ianao tononkira.serasera.org no hany tokana ho Ahy, nanambitamby nampahery
Soa fa teo Ianao Jesosy ô, nitantana Ahy hatrizay
(Sôlô)
Raha tsy teo angamba Ianao Jesosy
Asa izay nanjo ity Fiainako
Fa qbyic tia tokoa Ianao tsy mba nandao
Ny Fahasoavanao no naha toy izao ahy
(Choeur)
Ouhhh Ouhhh Ouhhh Ouhhh Ouhhh Ouhhh
Mahery aho manana Anao, matoky tsy manahy, satria tantanaNao
Misaotra Anao aho ry Tompo ô!Fa Ianao no naha toy izao ahy
A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Hits : 654
Likes : 1 Like
Created by : Isco
Date : 19/08/2024 14:19