Ampidiro aloha ny tenimiafina
MANIRY HOVONJENA (AMFM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ilay adama ela, izay nanimba ahy hatramizay.
Tsy avelako nxkskq hanjaka ao uajkrr am-po, fa Ianao no ho fiainako
Maniry aho ny hohavaozinao
Te hiala amin-dratsy fanao
Malemy aho ny foko qfmuqgfj sasao
Diovy, anjakao
2.Maniry ny hovonjena aho, ny hamerina ny voady natao
Tsy zatra ady aho, ka tantanonao ety an-dalana
3.Fanahy ô meteza, ny hanoro ahy ny lalam-baovao
Raha eo ianao dia handresy aho, fa tononkira.serasera.org tsy ho solafaka
Gaston

--------
Lien: