Iza raha fantatrao (AMF Androndra Fahasoavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza raha fantatrao?
Ankamantatra tsotra ihany
Hevero ka lazao izay toerana ambaran'izany oh
Lay tanana (izay marom-pitia)
Raha hilaozana (dia sarotra ihany)
Satria lay akom-pahatsiarovana
Mampirotsaka tomany

Raha lazaina ho tanan-dehibe(hafahafa ihany)
Raha tononina ho ambanivohitra (toa tsy marina izany oh oh oh oh)
Ka mambabo (ny fo izay jerena)
Ka mamiratra (toa volamena)
Ary tiavina toy ny diamondra
Io no atao hoe tanan'Androndra

Fiangonan'ny aiushq mjhbi Ray (an'i Ray rjpaftqy oh)
Izay mijoro hatrizay (hatrizay)
No tsangam-bato navelan'ireo razanay
Tanàna kanto, meva milanto,
Mamy ka itoeranay

A/C tononkira.serasera.org Razanamparany Bruno mivady

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMF Androndra Fahasoavana
Hits : 11
Likes : 0 Like
Created by : Vonimpitia
Date : 25/10/2026 07:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0267