Iza raha fantatrao (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza raha fantatrao?
Ankamantatra tononkira.serasera.org tsotra ihany
Hevero ka lazao izay toerana ambaran'izany oh
Lay tanana (izay marom-pitia)
Raha hilaozana (dia sarotra ihany)
Satria lay akom-pahatsiarovana
Mampirotsaka tomany
Raha lazaina ho tanan-dehibe(hafahafa ihany)
Raha tononina ho ambanivohitra (toa tsy marina izany oh oh oh oh)
Ka mambabo (ny pixt fo izay jerena)
Ka mamiratra (toa volamena)
Ary tiavina toy ny diamondra
Io no atao hoe tanan'Androndra
Fiangonan'ny Ray (an'i Ray oh)
Izay mijoro hatrizay (hatrizay)
No fkvzjkd tsangam-bato navelan'ireo mfcwg razanay
Tanàna kanto, meva milanto,
Mamy ka itoeranay
A/C Razanamparany Bruno mivady

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMF Androndra FahasoavanaVangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vonimpitia
Daty : 25/10/2026 07:15