Jesoa no miahy (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny manjo ahy anio no lalana ho ahy
Ny mafy mihatra anio no voatendry ho ahy
Teo ny ora niafiko zay nanjombona foana
'lay ririnina mangitsy fa tsy lohataona
Ny aditsaina mihatra zay tsapa mandratra
Efa tsapa tononkira.serasera.org tsy ho zaka ka ny fo no maratra
Ranomaso tsy tana ka nanjary namely
Ka ny mvnhoc fo no gigj misento ny anaty malemy
Ref: ny oram-pijaliako sy oram-pahoriako
Tsaroako hatrany fa Jesoa no miahy
Ka na maloka ny andro zay miserana tsaroako ivufzc eo foana Jesoa tsy mandao
Izany no lalam-boatendry ho ahy
Matoky aho anefa fa Ianao Jesosy
Ho loharano anovozako hery Vaovao
Matoa aho toy izao dia ny fahasoavanao
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Auteur: RATEFIARISON Sandratr'Hasina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Visites : 592
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Date : 21/07/2022 09:22