RAISO JESOSY (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ILAY TOMPO JESOSY NO MIANTSO ANAO,
MBA HANDRAY NY FAMONJENY IZAO,
IZY ILAY NANOLOTRA NY AINY,
HO ANAOIZAY VARIANA ANIO,
JESOSY HONENA ANAOKA RAISO ANIO
MBA HOSAMBATRA IANAO,

TSY HANDATSA ANAO AKORY IZY,
FA NY FONY DIA TIA TENA TIA
KA HANDRAY SY HANAFAKA NY OTA
IZAY MANGEJA NY FIAINANA

METEZA ARY ANIO HO SASANA IANAO,
HADIO NOHO NY HERIN’NY RÂNY SOA,
NA SASATRY NY OTA AZA IZAO,
MANANTONA HANDRAY FAMELÂNA,
TOKOA TIA ANAO, MIANDRY ANAO ILAY JESOSY MBA RAISO ANIO

TSY HANDATSA ANAO AKORY IZY,
FA NY FONY DIA TIA TENA TIA
KA HANDRAY SY HANAFAKA NY OTA
IZAY MANGEJA NY FIAINANA

TSY HANDATSA ANAO AKORY IZY,
FA NY FONY DIA TIA TENA TIA
KA HANDRAY SY HANAFAKA NY OTA
IZAY MANGEJA NY FIAINANA
OUH OUHOUHOUH
OUH OUHOUHOUHOUHOUH….. !

A/C : RAHERIMALALA TIANA ELIE
©ILAYNANTENAINY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Vangy : 304
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ilay7nantenainy
Daty : 30/03/2023 10:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3169