Na tsy mbola hitako (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy izao hita maso izao
Jesosy o no anantenako Anao
Satria mandalo ho levona sy tononkira.serasera.org ho lo
Ny nofo sy ny foko
Tsy filan-javatra tlfu koa no hifikirako Aminao Tsitoha
Tsy hiandrasako izay valisoa;
Fa ilay fitiavanao
Ahy mpanota no injao
Tsapako ka resy lahatra Aho
Ny hanaraka Anao
Fa he nidina tety
Ianao Jesosy o fpkihf
Hitady sy hamonjy
Ity ondry nania saiky very
Ooh... Nana... Ouh...
Na tsy mbola hitako aza ny endrikao dia inoako
Fa ho avy ny andro izay hihaonako
Aminao Mpamonjiko
Amin'izay fotoana izay
Izay misy Anao no hisy ahy
Anilanao mandrakizay
Ka ho falifaly ery
Sy ho tretrika aho satria
Vita ny ady mafy tety
Tety an-tany
Ka ho hitako tokoa
Ianao Jesosy Tompoko
Hamafa ny alahelo sy ireo tomany
Fa ho fafany ny alahelo sy
Ouh.... Fafany
Ny alahelo sy tomany tety an-tany.
Na tsy mbola hitako aza ny endrikao dia inoako. mdjnubv Ouh...
A/C Fanirisoa RANDRIANJATOVO
© Mangazaka
Jesosy o no anantenako Anao
Satria mandalo ho levona sy tononkira.serasera.org ho lo
Ny nofo sy ny foko
Tsy filan-javatra tlfu koa no hifikirako Aminao Tsitoha
Tsy hiandrasako izay valisoa;
Fa ilay fitiavanao
Ahy mpanota no injao
Tsapako ka resy lahatra Aho
Ny hanaraka Anao
Fa he nidina tety
Ianao Jesosy o fpkihf
Hitady sy hamonjy
Ity ondry nania saiky very
Ooh... Nana... Ouh...
Na tsy mbola hitako aza ny endrikao dia inoako
Fa ho avy ny andro izay hihaonako
Aminao Mpamonjiko
Amin'izay fotoana izay
Izay misy Anao no hisy ahy
Anilanao mandrakizay
Ka ho falifaly ery
Sy ho tretrika aho satria
Vita ny ady mafy tety
Tety an-tany
Ka ho hitako tokoa
Ianao Jesosy Tompoko
Hamafa ny alahelo sy ireo tomany
Fa ho fafany ny alahelo sy
Ouh.... Fafany
Ny alahelo sy tomany tety an-tany.
Na tsy mbola hitako aza ny endrikao dia inoako. mdjnubv Ouh...
A/C Fanirisoa RANDRIANJATOVO
© Mangazaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVangy : 656
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 18/02/2023 17:09
