Manana Anao (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Ny fitiavanao no horaiko(hiraiko), fa mamiko loatra ry Raiko.
Ilay famonjena natolotra ahy, mpanota efa very fanahy;
Fa mbola noraisinao ihany, na efa tsy mendrik'izany,
Nofihinanao aho raha lavo,
Sambatra aho Ray ,fa manana anao.

2-
Tao anatin'ny aizim-pito (tao), notsilovinao hay ny diako.
Ninia aho nikipy f'adala, dia nahitsinao Ray Malala;
Satria tsy foinao aho ho very, notantaninao tsy ho irery,
Nofihinao aho haha lavo,
Sambatra aho Ray fa manana anao.

3-
'Reo ampitso izay mbola ho avy (ho avy)
,toa tsinjoko eto sahady
Ny mbola ho fiahianao hatrany, izay momba ahy rehetra ety;
Manamafy indray ato am-poko, ilay fitiavanao Ry Inoako,
'Reo fanantenako efa lefy taloha,
Niorim-paka nanjary vaovao.

RASOLONJATOVO N. Bertin Août 2004
©Mangazaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Vangy : 252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 18/02/2023 15:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5643