Fandalova (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peo-hoby-vontovorona/fandalova

Key F
1- Fandalova longo gn'eto
Tsy maharitse, fa voafaritse
Ka hararaoty gny fotoa
Iveloma etoy mba hanomana gneroy

Refrain:

Mifalia longo la mbo velo etoy
Mibebaha longo fa mbo nome pototononkira.serasera.orga
Ka legnalegna longo tsy noho tara avao
Fa tsy hivola aminao zao faty 'zao

2- Jeso Tompo no mikaike
Mbo tsy kivy avao,  mampipoly anao
Mba mitoria,  ndao ma sika
Tsy ho voazaky avao Jesosy mandigny anao

A/C Desy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Mpamaky : 150
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mangazaka2
Tamin'ny : 24/12/2019 19:34:53
ID : 12350

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo