Tsy hoela intsony (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain: Tsy hoela intsony ho avy indray KristyMoa vonona ve ianao, ny fo feno fitia
Hitsena azy eny an-drahona
Amin'ny fifaliam-be sy voninahitra
Reo famantarana efa nitranga
Milaza fa antomotra lay fihavian-dehibe
Mosary sy areti-mandringana
Filazan'ady lehibe no indreo tanteraka
Refrain: Tsy hoela intsony ho avy indray Kristy
Moa vonona ve ianao, ny fo feno fitia.........
SY VO-NI-NA-HI-TRA
Ameeen
--------
Link:
About this song
Artist : Akon'ny kananaHits : 10
Likes : 0 Like
Created by : mihanta3mich
Date : 25/02/2026 08:45
