Ampidiro aloha ny tenimiafina
mamiko indrindra (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa ihany fa teo ianao, nanaiky ho faty mba hamonjy ahy
Nafoinao ny ainao ho sorona hofanavotana
Jeso Kristy Tompo, lay zanak'ondry masina
Ny ainy no nafoiny, voavonjy izahay
Fa mamiko indrindra, ny fitiavanao
Fisaorana no atolotro hoanao mandrakizay
Ho anao zay mihaino anio, indro Jesosy fa miandry tononkira.serasera.org anao
Mandona mora ao am-po hanjaka ao aminao
Fiainana kepzm mandrakizay no efa ipplziw miandry ahy sy ianao
Ho rava anie ny ety, koa mivonona ianao
Fa mamiko indrindra, ny fitiavanao
Fisaorana no atolotro qtyref hoanao mandrakizay
Ray be fitiavana
(He sambatra) eny Sambatra, manana anao, mpamonjy ahy
Eny mamiko indrindra, ny fitiavanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny kananaHits : 379
Likes : 1 Like
Created by : mihanta3mich
Date : 24/03/2026 14:16