Jeso mpanafaka (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndrisy olona mfeer meloka aho
Babon'ny Satana gadra-mpahotana
Nefa tonga ianao Jesosy nanafaka ahy
Nitsabo reo ratram-panahy
Refrain:
NIzaka ny mafy tokoa ianao
Nibaby ireo otako
Naka vfwxhg ny toerako teo jmrohmgs an-Kalvary
Ka maty noho ilay fitia
Ianao ko ary namako o
Nomeny ny ainy mba ho fanavotana anao
Koa indro raiso ny tanam-pitiavany
F'ho resy ireo fakam-panahy
Refrain:
NIzaka ny mafy tokoa....otako
Koa ny fiainako re
Hanjakao
Ho anao Jeso tia, faingana avia
Fa miandry reo ondry tononkira.serasera.org nania
Babon'ny Satana gadra-mpahotana
Nefa tonga ianao Jesosy nanafaka ahy
Nitsabo reo ratram-panahy
Refrain:
NIzaka ny mafy tokoa ianao
Nibaby ireo otako
Naka vfwxhg ny toerako teo jmrohmgs an-Kalvary
Ka maty noho ilay fitia
Ianao ko ary namako o
Nomeny ny ainy mba ho fanavotana anao
Koa indro raiso ny tanam-pitiavany
F'ho resy ireo fakam-panahy
Refrain:
NIzaka ny mafy tokoa....otako
Koa ny fiainako re
Hanjakao
Ho anao Jeso tia, faingana avia
Fa miandry reo ondry tononkira.serasera.org nania
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny kananaVisites : 255
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mihanta3mich
Date : 25/02/2026 08:54
