You are here: home > Tononkira > AKON'NY FIHOBIANA

TSY MISY TOA ANAO (AKON'NY FIHOBIANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/akonny-fihobiana/tsy-misy-toa-anao-1

1- Mitady anao aho isan'andro
miantso anao na hariva na atoandro
raha ilaozanao aho dia mahatsiaro, ho bangy ny fiaianako tsy eo ianao

REF:Tsy misy ny toa anao ry Jesosiko iny e
      na ny ety an tTsiky dia ampyany na an danitra any tena hafa izy iny e
     ka  zao no lazaiko raha velona ny aiko
dia ilaiko

2- Ny zava-drehetra hainao atao
na ny efa maty aza dia natsanganao
ny afenina aza fantatrao
manaiky anao jeso zao rehetra izao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AKON'NY FIHOBIANA
Mpamaky : 238
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : flavienjeanr6
Tamin'ny : 11/06/2019 10:16:47
ID : 11802

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo