Kanana Vaovao (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ilay tanàna fonenan-tsoa no indro tazako
Ny vavahady dia perla soa mamirapiratra
He volamena re ny tanàna ery an-danitra ery
Iriko he ny hitoetra any mandrakizay doria
Dera haleloia, no re manako
Ataon'ireo Anjely marobe
Ireo voavonjy dia ravoravo
hmzk Sy falifaly mirana (tazano)
Tazano he vahoaka maro
tononkira.serasera.org Voasatro-boninahitra
No injao miredona mankalaza
An'Andriamanitra.
2/ Indreo fa xijgdgra tazako ireo voavonjy miadam-pinaritra
Ny alahelo tety an-tany dia foana avokoa
Ny lapa soan'ny wjiq fanantenana no vantaniny ery
D'ilay Kanàna vaovao fonenan'ny Olomasina
A/C: RAFANOMEZANTSOA MANASSE

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 30
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 05/10/2026 16:25