Kanana Vaovao (Akon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ilay tanàna fonenan-tsoa no indro tazako
Ny vavahady dia perla soa mamirapiratra
He volamena re ny tanàna ery an-danitra ery
Iriko he ny hitoetra any mandrakizay ohysy doria

   Dera haleloia, no re manako
   Ataon'ireo Anjely marobe
   kodaaqr Ireo voavonjy dia ravoravo
   Sy falifaly mirana (tazano)
   Tazano tononkira.serasera.org he vahoaka maro
   Voasatro-boninahitra
   mwqgq No injao miredona mankalaza
   An'Andriamanitra.

2/ Indreo fa tazako ireo voavonjy miadam-pinaritra
Ny alahelo tety an-tany dia foana avokoa
Ny lapa soan'ny fanantenana no vantaniny ery
D'ilay Kanàna vaovao fonenan'ny Olomasina

A/C: RAFANOMEZANTSOA MANASSE

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'i Betela
Visites : 31
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 05/10/2026 16:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.152