Kanana Vaovao (Akon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ilay tanàna fonenan-tsoa no indro tazako
Ny vavahady dia perla soa mamirapiratra
He volamena re ny tanàna ery an-danitra ery
Iriko tjhwam he ny hitoetra any mandrakizay doria

   Dera haleloia, no re manako
   Ataon'ireo Anjely marobe
   vovnhj Ireo voavonjy dia ravoravo
   Sy falifaly mirana (tazano)
   Tazano he vahoaka maro
   Voasatro-boninahitra
   No injao miredona mankalaza
   tononkira.serasera.org An'Andriamanitra.

2/ Indreo fa tazako ireo voavonjy miadam-pinaritra
Ny alahelo tety an-tany dia foana avokoa
Ny lapa soan'ny fanantenana no vantaniny ery
D'ilay Kanàna vaovao fonenan'ny Olomasina

A/C: RAFANOMEZANTSOA bejc MANASSE

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'i Betela
Hits : 33
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 05/10/2026 16:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0278