Hobio ny Tompo (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (Hobio ny Tompo ary derao fa nandresy) x2
Yéé hobio fa nitsangana ny fasana tsy nahatana
Dia resy tokoa re izao ny fahafatesana
Koa asandrato mafy re ny Tompo
Fa mendrik'Ilay tononkira.serasera.org Mpandresy
Refrain:
Hobio, Hobio fa nandresy
Jeso, Jesosy 'Lay Mpanjaka
Akoray, akoray f'efa resy
Ilay, satana efa lavo
Resy qddrix torotoro loha ilay menarana izay
Nandavo an'i imnqvoo Adama sy Eva
'Lay Jesosy izay nohomboina
Tao an-tampon'i Gologota
No nandresy ilay fahavalo
Nandavo ny razantsika
'Lay Jesosy izay nohomboina
Maty tokoa nalevina kanefa
Nitsangana tamin'ny andro fahatelo
Afak'izao isika
2- (Torio ny teny soa vaovao mahafaly) x2
Yééé, torio fa nitsangana Jesosy mpanavotra re
Dia azo tokoa re izao e ny vqae Edena efa very
Koa asandrato mafy re ny dera
Fa mendrik'ilay Mpandresy
Refrain x2
A/C: Auguste RABEARIVELO
Yéé hobio fa nitsangana ny fasana tsy nahatana
Dia resy tokoa re izao ny fahafatesana
Koa asandrato mafy re ny Tompo
Fa mendrik'Ilay tononkira.serasera.org Mpandresy
Refrain:
Hobio, Hobio fa nandresy
Jeso, Jesosy 'Lay Mpanjaka
Akoray, akoray f'efa resy
Ilay, satana efa lavo
Resy qddrix torotoro loha ilay menarana izay
Nandavo an'i imnqvoo Adama sy Eva
'Lay Jesosy izay nohomboina
Tao an-tampon'i Gologota
No nandresy ilay fahavalo
Nandavo ny razantsika
'Lay Jesosy izay nohomboina
Maty tokoa nalevina kanefa
Nitsangana tamin'ny andro fahatelo
Afak'izao isika
2- (Torio ny teny soa vaovao mahafaly) x2
Yééé, torio fa nitsangana Jesosy mpanavotra re
Dia azo tokoa re izao e ny vqae Edena efa very
Koa asandrato mafy re ny dera
Fa mendrik'ilay Mpandresy
Refrain x2
A/C: Auguste RABEARIVELO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i BetelaHits : 259
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 26/03/2026 08:52
