Hobio ny Tompo (Akon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (Hobio ny Tompo ary tbbgvrvv derao fa nandresy) x2
Yéé hobio fa nitsangana ny fasana tsy nahatana
Dia resy tokoa re izao ny fahafatesana
Koa asandrato mafy re ny Tompo
Fa mendrik'Ilay Mpandresy

Refrain:
Hobio, Hobio fa nandresy
Jeso, Jesosy 'Lay Mpanjaka
Akoray, akoray f'efa resy
Ilay, satana efa lavo
Resy torotoro loha xylr ilay menarana izay
Nandavo an'i yxmv Adama sy Eva
'Lay Jesosy izay nohomboina
Tao an-tampon'i Gologota
No nandresy ilay fahavalo
Nandavo ny razantsika
'Lay Jesosy izay nohomboina
Maty tokoa tononkira.serasera.org nalevina kanefa
Nitsangana tamin'ny andro fahatelo
Afak'izao isika

2- (Torio ny teny soa vaovao mahafaly) x2
Yééé, torio fa nitsangana Jesosy mpanavotra re
Dia azo tokoa re izao e ny Edena efa very
Koa asandrato mafy re ny dera
Fa mendrik'ilay Mpandresy

Refrain x2

A/C: Auguste RABEARIVELO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'i Betela
Hits : 372
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 26/03/2026 08:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297