Hanitra ho Anao (Akon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hgkbvvxd (Rainay o, kaloiko anio
Ny kanto indrindra avy ao am-po
Harafitray e, ny kalo angolam-peo
Ho amboaran-kira, hiderana anao) x2

Dia ho voninahitrao tokoa Ray ô
Izao hira kalokaloinay anio
Ka natambatray ilay talenta nomenao
Hanitra ankasitraho

Refrain:
(Rainay o, ankasitraho
Kalo hiran-janakao
Ho hanitra ho Anao) x2

(Hanitra ho Anao Tompo ô
Zao hira aterinay ho tononkira.serasera.org sorona
Toy ny an'i Abela nankasitrahanao
Ny am-boaran-kira atolotray izao) x2

Dia lkimaqgg ho voninahitrao tokoa Ray ô
Izao sexkpmvr hira kalokaloinay anio
Ka natambatray ilay talenta nomenao
Hanitra ankasitraho

Refrain x4

Ho hanitra ho Anao
Ho hanitra ho Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'i Betela
Hits : 292
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 25/03/2026 10:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1178