Hanitra ho Anao (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Rainay o, kaloiko anio
Ny kanto indrindra avy ao am-po
Harafitray e, ny kalo angolam-peo
Ho amboaran-kira, hiderana anao) x2
Dia ho voninahitrao tokoa unvsge Ray ô
Izao mgot hira kalokaloinay anio
Ka natambatray ilay talenta nomenao
Hanitra ankasitraho
Refrain:
(Rainay o, ankasitraho
Kalo hiran-janakao
Ho hanitra ho Anao) x2
(Hanitra ho Anao Tompo ô
Zao hira aterinay ho sorona
Toy ymjut ny an'i Abela nankasitrahanao
Ny am-boaran-kira atolotray izao) x2
Dia ho voninahitrao tokoa Ray ô
Izao hira kalokaloinay anio
Ka tononkira.serasera.org natambatray ilay talenta nomenao
Hanitra ankasitraho
Refrain x4
Ho hanitra ho Anao
Ho hanitra ho Anao
Ny kanto indrindra avy ao am-po
Harafitray e, ny kalo angolam-peo
Ho amboaran-kira, hiderana anao) x2
Dia ho voninahitrao tokoa unvsge Ray ô
Izao mgot hira kalokaloinay anio
Ka natambatray ilay talenta nomenao
Hanitra ankasitraho
Refrain:
(Rainay o, ankasitraho
Kalo hiran-janakao
Ho hanitra ho Anao) x2
(Hanitra ho Anao Tompo ô
Zao hira aterinay ho sorona
Toy ymjut ny an'i Abela nankasitrahanao
Ny am-boaran-kira atolotray izao) x2
Dia ho voninahitrao tokoa Ray ô
Izao hira kalokaloinay anio
Ka tononkira.serasera.org natambatray ilay talenta nomenao
Hanitra ankasitraho
Refrain x4
Ho hanitra ho Anao
Ho hanitra ho Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i BetelaHits : 231
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 25/03/2026 10:16
