Endrey (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[Endrey endrey
Endrey endrey ny hatsaran'ny Tabernakelinao
Jehovah Tompon'ny maro ô
(Manina) Manina sy malahelo ny xfzgbqch kianjanao
Ny foko ny nofoko
(Mihoby an'Andriamanitra)
velona] x2
[Eny ny tsikirity mahita trano
(Ary misiditsidina)
Ary misiditsidina mahita poyuep akany
Akany ho azy
Ametrahany (ny zanany)
Ny zanany
'Ty ny alitaranao Jehovah tononkira.serasera.org Tompo ô
Tompo ô Mpanjakako Andriamanitro
Mpanjakako (sy) Andriamanitro
(Sambatra izay mitoetra ao)
An-tranonao] x2
SALAMO fbqjc 84
Endrey endrey ny hatsaran'ny Tabernakelinao
Jehovah Tompon'ny maro ô
(Manina) Manina sy malahelo ny xfzgbqch kianjanao
Ny foko ny nofoko
(Mihoby an'Andriamanitra)
velona] x2
[Eny ny tsikirity mahita trano
(Ary misiditsidina)
Ary misiditsidina mahita poyuep akany
Akany ho azy
Ametrahany (ny zanany)
Ny zanany
'Ty ny alitaranao Jehovah tononkira.serasera.org Tompo ô
Tompo ô Mpanjakako Andriamanitro
Mpanjakako (sy) Andriamanitro
(Sambatra izay mitoetra ao)
An-tranonao] x2
SALAMO fbqjc 84
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i BetelaHits : 227
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 10/04/2026 10:01
