Andriamanitra Mpamorona (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Haleloia ie e Haleloia ie e
Miderà an'i Jehovah
Amin'ny hira sy mozika
Ka hobio ny hatsarany
Sy ny fiantrany tononkira.serasera.org antsika) yxmgcd x2
Miderà an'i Jehovah amin'ny herinao rehetra
Tsofy mafy ny anjomara hanako eny am-paran-tany
Rindram-peo miraondraona Lohasaha mifamaly
Hasandrato ny Hosana Haleloia
Oou ou ou ou
Haleloia ie e Haleloia ie e
Miderà an'i Jehovah
Amin'ny hira sy mozika
Ka hobio ny hatsarany
Sy ny fiantrany antsika
Lay masoandro lohataona fifaliana
Asan-tanan'Andriamanitra Mpamorona
Rivodrivotra cenjv mitsoka malefaka
Fitiavan'Andriamanitra ny voahariny
Zato bika aman'endrikao falifaly mirana
Sangan'asan'Andriamanitra Mpamorona
(Ka derao ny asany)
Fahefana ananany tombony ny heriny
Haleloia
Fenomanana ny ao an-tanàna ka mazava ny lalan-kombana
Andriamanitra modka nanao ny volana sy ny kintana
Mangafeo ny antoko mpihira
Izay asandrany amin'ny fony
Fanomezana avy amin'ny Ray izay Mpamorona
Ou ou ou ou
A/C: JORDAN

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 285
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 10/04/2026 10:18