NY FAHAZAZAKO (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahazazako Tompo ô! Dia tsapako
Fa tena tombony ho ahy eo anatrehanao.
Fa raha tsy toa ydoxc anay zaza ny olona
Dia tsy tononkira.serasera.org mba hanana anjara amin'ny lanitra.
Inty aho! Inty aho! Inty aho! kwscaben Inty aho!
Manolotra ny fahazazako ho ANAO
Mampanantena ANAO fa ho hendry
Manolotra ny fahazazako
Mba ho Voninahitrao.
Raha maditra aho JESO dia malahelo IANAO
Fa ho hendry foana aho eo anatrehanao
Ampio aho JESO mba ho fitaratra
Hitarika ireo lehibe ho any AMINAO
Inty aho! Inty aho! Inty aho! Inty aho!
Manolotra ny fahazazako ho ANAO
Mampanantena xglwoxva ANAO fa ho hendry
Manolotra ny fahazazako
Mba ho Voninahitrao.
A/C Tolojanahary.Rand
Fa tena tombony ho ahy eo anatrehanao.
Fa raha tsy toa ydoxc anay zaza ny olona
Dia tsy tononkira.serasera.org mba hanana anjara amin'ny lanitra.
Inty aho! Inty aho! Inty aho! kwscaben Inty aho!
Manolotra ny fahazazako ho ANAO
Mampanantena ANAO fa ho hendry
Manolotra ny fahazazako
Mba ho Voninahitrao.
Raha maditra aho JESO dia malahelo IANAO
Fa ho hendry foana aho eo anatrehanao
Ampio aho JESO mba ho fitaratra
Hitarika ireo lehibe ho any AMINAO
Inty aho! Inty aho! Inty aho! Inty aho!
Manolotra ny fahazazako ho ANAO
Mampanantena xglwoxva ANAO fa ho hendry
Manolotra ny fahazazako
Mba ho Voninahitrao.
A/C Tolojanahary.Rand
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Hits : 2216
Likes : 1 Like
Created by : Mika.tantely
Date : 31/10/2018 11:49
